Αποτελέσματα Αναζήτησης
Namana Serasera - Fifandraisana malagasy - Login. Tonga soa eto amin'ny namana.serasera.org, toerana hihaonana sy hifaneraserana. Takelaka vita malagasy. Raha manana solonanarana sy tenimiafina ianao dia azonao ampidirina eto. Raha tsy izany dia afaka misoratra anarana eto. Azonao atao koa ny mampiasa Google. Hampiasa Google.
- Hiditra
Namana Serasera - Fifandraisana malagasy - Login. Tonga soa...
- Hiditra
Fitaovana iray hifandraisan'ny malagasy mivantana, hifampiresahana sy hifanoratana ny Namana. Toerana izay nanamarika ny Serasera hatramin'izay fony mbola tsy nisy akory izany tambazotra sosialy izany.
Namana Serasera - Fifandraisana malagasy - Login. Serasera.login_intro. Azonao atao koa ny mampiasa Google. Hampiasa Google.
19 Οκτ 2022 · Namana Serasera - 20 taona. Raha tamin'ny 1999 no niorenan'ny serasera.org manontolo dia ny 19 oktobra 2002 kosa no nisokatra ny takelaky ny namana.serasera.org. Feno 20 taona amin'ity taona 2022 ity izany ny namana.serasera.org izay takelaka tena nifandraisana ka nifankahalalan'ny mpikambana maro.
Namana. Réf: Namana ireny Tena namana. Solon-drahalahy Tsy mba namanamana. -------- Rohy: Hametraka hevitra. Midira aloha. Tononkira Namana hirain'i Tsiakoraka Misy misoka any an-tokotany any Namana!
Namana (Zopanage) Ahitsio. Aty antany lavitra aho no mihira ho an'ialahy. Ialahy 'lay namako taloha. Nanembona ny ditra niarahana tamin'ialahy. Ka nivavabavaka aho ankehitriny. Fa ialahy no namako satria. Na lavitra aho aza aty. Tsy misy ataoko ambony noho ialahy. Ho antsoiko rehefa manimanina. Injay fa iva ny hariva tsy eo anilan' ialahy.
NAMANA (. Jean Rigo. ) Ahitsio. Io namagna io , magnahirana zio ndreky. Koa atônô tiana loatra izy. Matetiky mamadika an-tegna. Ny olo mpamadika-izy io ô! ô! Tsy olo lavitra anao.