Yahoo Αναζήτηση Διαδυκτίου

Αποτελέσματα Αναζήτησης

  1. Namana (Zopanage) Ahitsio. Aty antany lavitra aho no mihira ho an'ialahy. Ialahy 'lay namako taloha. Nanembona ny ditra niarahana tamin'ialahy. Ka nivavabavaka aho ankehitriny. Fa ialahy no namako satria. Na lavitra aho aza aty. Tsy misy ataoko ambony noho ialahy. Ho antsoiko rehefa manimanina. Injay fa iva ny hariva tsy eo anilan' ialahy.

  2. Lyrich of the song NAMANA by Jean Rigo Io namagna io , magnahirana zio ndreky Koa atônô tiana loatra izy Matetiky mamadika an-tegna Ny olo mpamadika-izy io ô! ô! Tsy olo lavitra anao Fitiava-namana io ô , diniha hely e!

  3. NAMANA (. Jean Rigo. ) Ahitsio. Io namagna io , magnahirana zio ndreky. Koa atônô tiana loatra izy. Matetiky mamadika an-tegna. Ny olo mpamadika-izy io ô! ô! Tsy olo lavitra anao.

  4. Namana ny namana. fa misy tena namana. manoatra noho ny havana. eny koa manam-pitiavana. fa ny namana tsy namana. dia tsy tokony hinamanana. fa mafy fo, manidy tanana. mamorom-pahasembanana. fantaro izay ho namanao.

  5. 12 Φεβ 2021 · NAMANA "Namana", hoy ianao, tamin'ny valin-kafatra, no hanajanonana ahy. "Tsy mira ho tia anao, na dia sariaka fatratra, miangola, tso-panahy. Nefa kosa indrindra na ianao na olon' iza, dia ekeko samy tiako, fa namana tsy ariako! izaho aloha be resaka, somary mihanihany, fa tena fombako io. Miakama bandy betsaka, Tsy hoe midika izany,

  6. Ny serasera namana no tena milay Ny serasera namana no tena an-kafizinay Na misy inona na misy inona Tsy misy miala fa eo foana Satria ao no ahitana ny mahasoa rehetra Ny namana cool foana fa tsisy fetra Manoro ny tsara hatrany Satria mbola samy eto ambonin' ny tany Ka ianao izay te ho pikambana ao Misorata anarana izao dia izao

  7. Namana! 'lay miteny tsy miankolaka, saingy mihevitra ny ambara, mahafantatra ny ratsy, sy mahay manavaka ny tsara, ilay andry hitokiana, sy hitokisana eny foana, fitiavana tsy manam-petra, ka hoe voafafan'ny fotoana. Namana! Fehin-teny tokana ihany, saingy manan-danja loatra, satry foana hotanisaina, ka hanaovana ampamoaka,

  1. Γίνεται επίσης αναζήτηση για