Αποτελέσματα Αναζήτησης
Lyrich of the song NAMANA by Jean Rigo Io namagna io , magnahirana zio ndreky Koa atônô tiana loatra izy Matetiky mamadika an-tegna Ny olo mpamadika-izy io ô! ô! Tsy olo lavitra anao Fitiava-namana io ô , diniha hely e!
NAMANA (. Jean Rigo. ) Ahitsio. Io namagna io , magnahirana zio ndreky. Koa atônô tiana loatra izy. Matetiky mamadika an-tegna. Ny olo mpamadika-izy io ô! ô! Tsy olo lavitra anao.
Namana (Zopanage) Ahitsio. Aty antany lavitra aho no mihira ho an'ialahy. Ialahy 'lay namako taloha. Nanembona ny ditra niarahana tamin'ialahy. Ka nivavabavaka aho ankehitriny. Fa ialahy no namako satria. Na lavitra aho aza aty. Tsy misy ataoko ambony noho ialahy. Ho antsoiko rehefa manimanina. Injay fa iva ny hariva tsy eo anilan' ialahy.
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org) Tandremo lahy, fa eo amin'ny fiainana, be ny tanalahy, ratsy foto-pisainana. Tandremo fa matetika, ... Tandremo fa misy mody, miseho ho tena namana, no tsy matahotody, tsara kokoa tsy manana. Tandremo, misy manodidina, miandry kendritohina, manao izay hampitsingidina ; sy ny hampitondra voina. Tandremo ...
manoatra noho ny havana. eny koa manam-pitiavana. fa ny namana tsy namana. dia tsy tokony hinamanana. fa mafy fo, manidy tanana. mamorom-pahasembanana. fantaro izay ho namanao. mpifikipikitra aminao. akory tsy hoe izao rehetra izao.
NAMANA... Sarotsarotra ny hamaritra, ny rehetra tiany ambara, teny tsotra anefa no ivony, dia 'lay famaritra tantara, dinga-niarahana nandalo, na nifanoseham-po, ny fijery tsy mitovy, fa ny kinendry dia ny hahasoa. Namana! Teny tokana mamaritra, endri-pitia hafa loko, fanehoana hafaliana, fizarana ireo toloko, toa anarana mifehy, fifamatorana ...
Namana io manahirana tsy zoviana Ataonao tiana loatra izy Matetika mamadika an-tegna Olo mpamadika izy io ô! ô! Tsy olo lavitra anao Fitiava-namana io diniha hely e! Ndre ka raha akory ataonao Tsy maintsy tsiny azonao Tsy hataoko hakivy ahy zegny Fa fombam-piainana An-karatsiana tsy miala Ny raha tsisy atao misy Zany angamba ny amin’io ...